🎹 Chordroom

Your Song Chords & Lyrics Database

Bakobako Roa - Andrianary Ratianarivo Chords

Chords: Capo, G, D, C, Am, Anao

More chords by Andrianary Ratianarivo

Genre: folklore, world, madagascar

Capo 3
G D
G D
G C
Jereo kely ! jereo anie ireto voromahailala
D G
Ireo modely te-ho² tahafin’ny mana-malala
G D C
Ny azy ireny dia hajainy tokoa ny fitia
Am D
Azo toky, fady izay mba hania
G C
Fa mandra-maty fa tsy mba lefy ilay fitia mitafotafo
D G
Fa isan’andro indreo miaina an-drotsirotsy sy safosafo
G D C
Tsy omby in-jato f’isan’ora ny feony no re
Am D
Re tsy miato mamerimberina hoe:
G
Bakobako roa, ry tokan’ny fo

Ry mamiko indrindra
Am
Tsy haiko hovaina na hafindra
Anao rahavako
D
Itony ny fitiavako

Ny fo sy ny saiko, ny tenako
G D
Anao ka anjakao
G
Bakobakoroa, ry tiana tokoa

Ny hiova fitia
Am
Amintsika dia atao sanatria

Raha mbola mitempo ny fo
G
Na inona loza manjo
D
Ry tiana tsy roa
G
Bakobakoroa

ChordRoom - Free Guitar & Piano Chords