Embona Sy Hanina - Mahaleo Chords
Chords: C, Em, Fmaj7, Embona, G, Am, Dm, C7, F
More chords by Mahaleo
Genre: hip hop, rap, world
Tonony 1
C Em Fmaj7
Embona sy_hanina
G C
Tsy hay mahafanina
Am Dm
Ngoly ny fo mamelovelo
G C
Madisadisan’alahelo
C Em Fmaj7
Ny havoana tazanina
G C
Tsy hita ho dinganina
Am Dm
Fa_lavitra loatra ianao ka tsy tratra
G C
Ny aina marary ny fo maratra
Fiverenana
Am Dm
Fa ny antsoko ny_akony_no_mitampody
G C
Mba hihiaka mafy anie_aho_fa_tsy_tody
C7 Fmaj7
Izay..jerena_toa_manjavozavo
G C
Tako drahona sy vohitra avo
Am Dm
Fa mahery sy masiaka ny onja
G C
Tsisy lakana afaka hitondra
C7 Fmaj7
Ny maso no alefa maminany
G C
Hibanjina anao any ho any
[Solo]
C Em Dm G C (2x)
C G F G C
Tonony 2
C Em Fmaj7
Alahelo sy toloko
G C
Raha vao injay tsaroako
Am Dm
Fa noho ny hasomparan’ny tany
G C
Izaho aty ianao lavitra any
C Em Fmaj7
Tsy azo hiadiana ny anjara
G C
’Zay ngamba no noheveriny_ho_tsara
Am Dm
Izaho tsy ho kivy tsy ho ketraka
G C
Na dia mangidy mavesatra
Fiverenana
Am Dm
Fa ny ahy dia_fitia_tena_marina
More Mahaleo Songs
ChordRoom - Free Guitar & Piano Chords