Jamba - Mahaleo Chords
Chords: D, Em, F#m, G, Bm, A
More chords by Mahaleo
Genre: ethiopian, jazz, funk
[Verse]
D Em F#m
Jamba aho eny jamba
G F#m Em
Nilaozana hazavana
Em F#m Bm A G
Tao anaty aizim-pito aho
G A
Aizina tsy azo hialana
D Em F#m
Loko tokana ihany
G F#m Em
No mba navela ho ahy
Em F#m Bm A G
Dia ny maintimainty izany
G A D
Tsy misy ny ankoatr’izay
[Chorus] (*2)
G F#m
Nefa rahavako
Em A D
aminao no hiara-dia
G F#m
Tsy navelanao ho tazako
Em A
Ny lokon’ny fitia
G F#m
Nefa rahavako
Em A D
aminao no hiara-dia
G F#m
Tsy navelanao ho tazako
Em A D
Ny lokon’ny fitia
[Verse]
D Em F#m
Moana aho eny moana
G F#m Em
Tsy navela hiteny akory
Em F#m Bm A G
Raha te hiresaka aminao aho
G A
Ny tanana no ahetsiketsik’eny
D Em F#m
Soa fa nisy tanana aza
G F#m Em
Azoko asoloko ny vavako
Em F#m Bm A G
Ahafahako milaza
G A D
Fa anao ny fitiavako
[Chorus] (*2)
G F#m
Tsiky eny tsiky
Em A D
No nasetrinao izany
G F#m
Tsy navelanao ho kivy aho
Em A
Raha mbola anilanao ihany
G F#m
Tsiky eny tsiky
Em A D
No nasetrinao izany
More Mahaleo Songs
ChordRoom - Free Guitar & Piano Chords