🎹 Chordroom

Your Song Chords & Lyrics Database

Antso - Ambondrona Chords

Chords: Am, F, C, G, Bb, Ekeko, Aminao, Anao, Fo,eny, D

More chords by Ambondrona

Genre: malagasy, african, world


[Verse 1]
Am F
Ray, raha niantso Anao aho
C G
Fa resin'ny fiainana
Am F
Fay,tsy te hiala Aminao
C G
Fandrao lavo indray aho na tsy hay
Am F
Fa ny fo feno loto
C G
Ilay nitalaho taminao
Am Bb
Ka raiso aho, raiso ho Anao
F G
Fa vonona ho diovina indray

[Verse 2]
Am F
Soa fa manana Anao
C G
Manome toky ahy hatrizay
Am F
Fo efa lao tokoa
C G
Ka vonona indray aho ny handray
Am F
Anao ho mpiahy
C G
Ny fiainana hoaviko ao
Am Bb
Ka miantso aho, hoe raha sitrakao
F G
Ny lalako re hazavao

[Chorus]
C G
Ka dia ho miratra
Am G F
Tsy_ho_maloka raha ny momba_ahy
Am Bb
Ianao Ray no hitantana ahy
F G
Ekeko izay avy Aminao
C G
Miantso Anao
C F
Omeo izay anjara ho soa
Am G F G C
Ka mba manantena Anao ry Ray Tsitoha

[Verse 3]
Am F
Ray,'zao vavako izao
C G
Asandratro hiderana Anao
Am F
Fo,eny misaotra Anao

More Ambondrona Songs

ChordRoom - Free Guitar & Piano Chords