🎹 Chordroom

Your Song Chords & Lyrics Database

Tontolo Faharoa - Ambondrona Chords

Chords: E, Esus4, A, F#m, B, C#m, Break

More chords by Ambondrona

Genre: hip-hop, rap, world


[Intro]
E Esus4

[Verse 1]
E A
Irery anaty efitra
A E
Alina_iray mamirifiry
E A
Verivery hevitra
A F#m
Eo am-pandriana aho no mikiry
F#m B
Mieritreritra
F#m A
Toa lasa any ho any ny savoana
B E Esus4
Toa tsy eto an-tany
F#m B
Vezivezy ny fanahy

[Pre-Chorus]
C#m B E
Ka ohatran'ny ho sahy
F#m E
Hamerina indray
A E
Hamantatra ilay
F#m B
Tontolo hafa iray

[Chorus]
E A B
Fa any ho any 'zao misy toerana iray
E A B
Fa lasa any ho any izay heritreritro izay
C#m A B
Fa any ho any koa misy toeran'ny fo
A B E Esus4
'Lay tontolo faharoa

[Verse 2]
E A
Irery anaty trano iray
A E
Mitanisa ireo olana maro
E A
Irery aloha fa ny ahiahy
A F#m
Mifamahofaho sy mifangaro
F#m B
Ny lasa sy ny ho avy
F#m A
Nakipy ny maso dia 'zay
B E Esus4
Tontolo hafa indray
F#m B
Vezivezy ny fanahy

More Ambondrona Songs

ChordRoom - Free Guitar & Piano Chords