Tafandry Mandry - Ambondrona Chords
Chords: Chords, G, Cadd9, Em7, D, Am
More chords by Ambondrona
Genre: ravany, malagasy
A great Malagasy Song by Ambondrona ^^
Chords used:
G 320033
Cadd9 x32033
Em7 022033
D xx0232
Cadd9/B x20033
[Intro]
G Cadd9 Em7 D
[Verse 1]
G Cadd9 Em7 D G Cadd9 Em7 D
Rehefa ariva ny andro, eto f么na aho,
G Cadd9 Em7 D G Cadd9 Em7 D
rehefa mody ny masoandro, anatitra anao.
G Cadd9 Em7 D G Cadd9 Em7 D
Hanoy no faniriana, fa tsy afaka atao ouhouh,
G Cadd9 Em7 D Cadd9 Cadd9/B D
ka ato anaty mangina, miandry ny hafatrao.
G Cadd9 Em7 D G Cadd9 Em7 D
Na dia nihaona aza isika, ny andro mazava,
G Cadd9 Em7 D G Cadd9 Em7 D
dia toa za ndray nivika, nialina toa ty no lava.
G Cadd9 Em7 D G Cadd9 Em7 D
Ka ho fehin'ny androany, anoraty aho toy ny omaly ouh,
G Cadd9 Em7 D Cadd9 Cadd9/B D
hoe tena tia anao, malahelo aho no faly.
[Chorus]
G D Em7 Cadd9 G D Cadd9
Mba antsoy na andefaso hafatra, satriko aza isan'andro,
G D Em7 Cadd9
tsy hoe mitalaho na mila vaniny aho,
Em7 D Am Cadd9 D G
fa na dia hoe tafandria mandry, fihina sy oroka mamy.
[Verse 2]
G Cadd9 Em7 D G Cadd9 Em7 D
Variana sy sondriana, miandry ilay fot么na,
G Cadd9 Em7 D G Cadd9 Em7 D
malahelo olon'tiana, tsy ahita teny to m么na,
G Cadd9 Em7 D G Cadd9 Em7 D
Soraty, andefaso zay mba tiana, zao efa tsindrind么na ouhouh
More Ambondrona Songs
ChordRoom - Free Guitar & Piano Chords