🎹 Chordroom

Your Song Chords & Lyrics Database

Tsy Adala Aho - Ambondrona Chords

Chords: Adala, Aho, G, Am, C, Em

More chords by Ambondrona

Genre: malagasy, africa, world

Ambondrona – Tsy Adala Aho (Chords)
Nataon'i Nicolas RAPIERA
www.ambondronasite.com

It's the same chords until the bridge and the end.
Intro: G - Am - C - Am
G Am
Sao heverinao ho adala aza aho
C Am
Leo miandry anao
G Am
Toa tsy hohaiko intsony ny mitana
C Am
Ilay fitiavako taloha.

(in-2)
G Am
Izany foana ve no hiainako
C Am
Rehefa eo ianao ?
G Am
Sao kosa ary neninao
C Em
Ny nahita ahy ?

Tsia sanatria ny lany manja

Izay niarahana hatrizay

Tofoka loatra aho, leo anao

Ka ny miala sisa no azo atao

Izany foana ve ny hiainako

Rehefa eo ianao ?

Sao kosa ary neninao

Ny nahita ahy ?
Bridge:
G-Am-C-Am
Tsy zakanao

Raha miresaka ny ataonao

Ka aleo hijanona eo

F'izay vita aleo hivalona ho tantara

Manavao indray no mety

Izany foana ve ny iainako

Rehefa eo ianao ?

Sao kosa ary neninao

Ny nahita ahy ?

More Ambondrona Songs

ChordRoom - Free Guitar & Piano Chords