Mbola Ho Avy - Erick Manana Chords
Chords: G/B, Cadd9, D, D#dim7, Em, Am, C, G
More chords by Erick Manana
Genre: hip hop, rap, afrobeats
G/B Cadd9 D D#dim7 Em
Mbola ho avy ny andro hahatsiarovanao ahy
G/B Cadd9 D
Amin ny ora tsy ampoizimpozina
G/B Cadd9 D D#dim7 Em
Mbola ho avy ny andro hampahory ny fanahy
G/B Cadd9 D
Embona ahy ianao ka hiodinkodina
Fiverenana
Cadd9 G/B Am G/B
Mbola ho avy e irony nenina e
Am G/B Cadd9 D
Hitsako miadana anao, hangidy izay telina e
Cadd9 G/B Am G/B
Mbola ho avy e, tsy ho ela akory anie
C Am D G
Efa tsinjoko hatraty sahady fa ho ranomaso be
Tetezana
G/B Cadd9 D D#dim7 Em
G/B Cadd9 D
2x
-----
Cadd9 G/B Am G/B
Am G/B Cadd9 D
Cadd9 G/B Am G/B
Am C D G
Tonony 2
G/B Cadd9 D D#dim7 Em
Mbola ho avy ny andro hanakoako an-tsofi___nao
G/B Cadd9 D
Ireo dinantsika izay nosehinao
G/B Cadd9 D D#dim7 Em
Mbola ho avy ny andro hivatsy ny famerimbola___nao
G/B Cadd9 D
Ho_hitanao ihany izany ngidiny a
Fiverenana
Cadd9 G/B Am G/B
Mbola ho avy e tsaroako tsara anie
Am G/B Cadd9 D
Fony aho nilaozanao anie ka nahatsiaro fanina e
Cadd9 G/B Am G/B
Mbola ho avy e, tsy ho ela akory anie
C Am D G
Mbola higoka ianao ny ngidin ny ranomaso nateliko e
Tetezana (2x)
G/B Cadd9 D D#dim7 Em
G/B Cadd9 D
Fiverenana
Cadd9 G/B Am G/B
Mbola ho avy e tsaroako tsara anie
Am G/B Cadd9 D
Hitsako miadana anao, hangidy izay telina e
Cadd9 G/B Am G/B
Mbola ho avy e, hangirifiry be
C Am D G
Efa tsinjoko hatraty sahady fa ho ranomaso be
More Erick Manana Songs
ChordRoom - Free Guitar & Piano Chords