🎹 Chordroom

Your Song Chords & Lyrics Database

Tsy Ferana - Erick Manana Chords

Chords: G, C, Am, D, G/B

More chords by Erick Manana

Genre: hip hop, rap, world

Fampidirana (2x)
G C G
G Am D G

Tonony 1
G
Misy fitia tsy mety maty
G Am
Fa mifikitra ao am-po
D
Hodian-tsy hita mankarary
G
Alevina tsy mety ho lo

Tonony 2
G
Totofana vao miha-mitsiry
C
Ilaozana manangatra
D
Injao fa re mangirifiry
G
Rehefa ianao tsy tazana
Am D G
Salovanao mandindona
Fiverenana (2x)
C G
Fitiavako anao tsy ferana
G Am
Maditra tsy hay lembenana
D G
Mandoro raha kobonina

Tetezana (2x)
G C G
G Am D G

Tonony 3
G
Ny lalana nizorantsika
Am
Anefa ity tsisy hirika
D
Fa lalan-tokana izy ity
G
Mivavahady rindrina

Tonony 4
G
Ny fo mitempo sisa reko
C
Izy tsy mety mionona
D
Tsy te-hahalala hoe hatreto
G
Misy tsy azo hoarana
Am D G
Mitia tsisy tahotra
Fiverenana (2x)

More Erick Manana Songs

ChordRoom - Free Guitar & Piano Chords