🎹 Chordroom

Your Song Chords & Lyrics Database

Izay Ratranao Dia Feriko - Erick Manana Chords

Chords: G, Am, C, Dm, F, E, Bb, D, Gm

More chords by Erick Manana


[Verse 1]
G Am G C Am G C
‘Zay ratranao dia feriko, takaitranao no aretiko
Dm G F G C
Ka n’inona n’inona hanjo, ‘zay lalanao no hizorako
E Am Bb
Na hantsana io na tevana, tsy hampiova na hampihemotra
Bb F C
Ny fontsika mifangia miala eto ka hatrary

[Chorus]
Am D
Veloma lava irony sento, tomany e
Am D
‘Reo nofy ratsy tsy nanambina omaly e
Gm C
Tsy irery intsony aho manomboka androany e
Gm C
Sendra ny tiako aho sady tia ka tsy ho tana e
Am D
Tsy hay vahàna fa mifaningo-paka ô
Am D
Mihatra aman’aina ka tsy foiko ho ravàna ô
Gm C
Fitiavana io fa tsy mba tady mahazaka e
Gm C
Tsy vitan’ny hoe tapaho hatreo io dia miala e
D
Ô sanatria …

[Verse 2]
Am G C Am G C
Fitiavanao no mamiko, fa mamy toy ny taniko
Dm C F G C
Vimbino tsara fa ho arovako, raha sendra misy ny tsy to
E Am Bb
Fitia tsy nangalarina, ka omeo lalana izahay fa
Bb F C
ela niaretana ka mba te-ho sambatra …

[Chorus]
Am D
Veloma lava irony sento, tomany e
Am D
‘Reo nofy ratsy tsy nanambina omaly e
Gm C
Tsy irery intsony aho manomboka androany e
Gm C
Sendra ny tiako aho sady tia ka tsy ho tana e
Am D
Tsy hay vahàna fa mifaningo-paka ô
Am D
Mihatra aman’aina ka tsy foiko ho ravàna ô
Gm C
Fitiavana io fa tsy mba tady mahazaka e
Gm C
Tsy vitan’ny hoe tapaho hatreo io dia miala e
D
Ô sanatria …

More Erick Manana Songs

ChordRoom - Free Guitar & Piano Chords