🎹 Chordroom

Your Song Chords & Lyrics Database

Voninkazo Adaladala - Erick Manana Chords

Chords: G, Em, C, D

More chords by Erick Manana

Genre: hip-hop, rap, trap


[Intro]
G Em C G
C D G
Em D C D
G Em
Voninkazo adaladala
C G
Voninkazo tsy misaina
C D
Fa maniry samy rery
G G
eny an-tany karakaina
G Em
Manodidina rehetra
C G
Efa ringitra avokoa
C D G G
Efa samy matory izy irery no mifoha
Em Em D D
Ty foko ko adala tsy mahay manadino
C C
Ny rehetra raha mba mino
D D
Izaho mbola mino
G Em
Mbola tena mahatsiaro
C G
Ny fitiavako taloha
C D
Ato am-poko izy iny
G G
Tsy mitsahatra mamohy
G Em
Voninkazo adaladala
C G
Voninkazo tsy misaina
C D
Fa maniry samy rery
G G
eny an-tany karakaina
G Em
Manodidina rehetra
C G
Efa ringitra avokoa
C D G G
Efa samy matory izy irery no mifoha

More Erick Manana Songs

ChordRoom - Free Guitar & Piano Chords